X-RAY PRODUCTION - Vangy lyrics

Published

0 282 0

X-RAY PRODUCTION - Vangy lyrics

Sarotra ny miaina, miaramila no miandry Vao mikozy ialahy ry'dada be ny mampiseho vangy! Kala iray sy gala, nan*lana sigara No vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro o Aleoko ihany lesy dada mandrimandry maraina Makamaka souffle mijery tanàna Ny mitaditady kandra mantsy manaintaina Donadona be zara raha misy karàma Telo arivo ariary izao ny vidin'ny gasy Asa raha mbola takiany fameriny ihany Sasatry ny miasa tsara sy miady mafy Zara raha mahita gala telo amin'izany Sarotra ny miaina, miaramila no miandry Mikozy ialahy ry'dada be ny mampiseho vangy! Kala iray sy gala, nan*lana sigara No vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro Tsoh, Tsoh, Tsoh, Tsoh Ataoko inona ary moa izay gala telo amin'izao? Ataoko inona ary moa izay kandrakandranao? Teny tsara lahatra ny hoe gasy tafita! Nefa telo arivo zara raha mba mahavidy sipa... Aleoko ihany lesy dada mandeha samy mitady Raha ny seza sy ny fahefana no fototry ny ady Zara aho raha mikaly nefa gasy toa azy Potiky ny rotaka ity taninay! Tsoh, Tsoh, Tsoh, Tsoh Sarotra ny miaina, miaramila no miandry Vao mikozy ialahy ry'dada be ny mampiseho vangy! Kala iray sy gala, nan*lana sigara No vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro Tsoh, Tsoh, Tsoh, Tsoh