X-RAY PRODUCTION - Naona Be lyrics

Published

0 335 0

X-RAY PRODUCTION - Naona Be lyrics

Naona be Naona be oa za Manimanina ery é Mitady love lava zao Naona be Ndao ry sipa hoento aho Hirenireny kely any é Any ambovo izaho sy ianao Esory ny akanjo zao dia zao Pio ny jiro, fa izaho sy ianao Hirenireny kely ao anaty fandrina Tsy quoi ny mikakakiaka f'efa izay lay kiffa Naona be Naona be oa za Maninamanina ery é Mitady love lava zao Manimanina ery é