Mahaleo - Paiso RÃ -kena lyrics

Published

0 299 0

Mahaleo - Paiso RÃ -kena lyrics

Vokatra ny paiso r-kena Mirehitra ireo hazo mivoara mena Ao avaratry ny labatoara Mihintsana ireo masaka Alakamisy ariva tsy fianarana Nifampitanana izahay roa lahy Ho any avaratry ny labatoara Angalatra ireo paiso r-kena [Chorus:] Menamena Asa rah tadidin'ialahy Menamena Ny lokon'ireo fahatsiarovana [Chorus] Rehefa tonga eny ambony paiso Hidina ny varavarana Manasaraka ny ambony sy ny ambany Ny lanitra amin'ny tany Ny lanitra azo tsapaina tanana Ny papango nanjary namana Ny vavanay roalahy amin'izay Boba r amin'ireo paiso r-kena [Chorus] Indray alakamisy izy tsy tonga Fa lasa nifindra lavitra Sendra hariva mena masoandro Noheveriko fa fara andro Nody aho tsy sahy nangala-paiso Nifampitantana aho sy ny alaeloko Ao avaratry ny labatoara Mihintsana ireo fahatsiarovana Rehefa lehibe hamboly paiso Ny tokotaniko hofenoiko Rehefa vokatra ireo paiso r-kena Ho avy ireo ankizy hangalatra