Alfred Tayla - Ilay Fitia lyrics

Published

0 68 0

Alfred Tayla - Ilay Fitia lyrics

(Verse 1) Ilay fitia ny omeko anao Ilay mba misy izy iny Ilay fitiavako iny Fotoana no kendreko,no lazaiko tokoa Fa de nahoana re no atao toy izao? (Chorus) Maniry indray aho,Ilay fitiavana io Aoka ary mba tsy hiova e! Hatrizay ny tena moa efa, Ahoana moa izay hiafarako mba Ahoana moa? Oh yeah - Oh (Verse 2) Raha toa ka tsy,tsy eo amin'Dry Ilay malalanao de izao no ataovy Izaho sy ianao ka mbola hiaraka Fa tsy afa hisaraka fa efa fo iray (Chorus) Maniry indray aho,Ilay fitiavana io Aoka ary mba tsy hiova e! Hatrizay ny tena moa efa, Ahoana moa izay hiafarako mba Ahoana moa? (Bridge) Ndao baby girl,ndao ho iray hatrany Ho alavirina ireo tomany fa andao hifaly hatrany Aza asiana ady,Aza asiana tsy fanaja Fa izay iainantsika eo ho ahy sy ho anao Oh yeah - Oh (Chorus) Maniry indray aho,Ilay fitiavana io Aoka ary mba tsy hiova e! Hatrizay ny tena moa efa, Ahoana moa izay hiafarako mba Ahoana moa?